Aller au contenu

Ora

Avy amin'i Wikipedia
Tsy tohanana intsony ny kinova azo atao pirinty ary mety misy lesoka amin'ny famoronana. Azafady mba havaozy ny famantarana ny mpitety tranonkala ary ampiasao ny asan'ny fanontana tsipalotra.
Famantaranora mampiasa aloka

Ny ora dia ventim-pandrefesam-potoana lehibebe ihany, izay maharitra 60 minitra (60 mn) na 3 600 segondra (3 600 s). Misy 24 ora ny ao anatin' ny andro iray. Ankehitriny dia amin' ny misasakalina no misy ny ora 0 na 24 ora, ary amin' ny mitataovovonana no misy ny amin' ny 12 ora.

Amin' ny teny malagasy dia ampiasaina koa ny teny hoe "adim-pamantaranandro" na "adiny" na mba hilazana ny ora. Ohatra: fiteny ny hoe "adiny iray", "adiny roa" sns (izay azo soloana ny hoe "ora iray", "ora roa", sns); fiteny koa ny hoe "antsasak' adiny" izay sarotra soloana amin' ny hoe "antsasak' ora".

Jereo koa