Aller au contenu

Andro Ankehitriny

Avy amin'i Wikipedia

Ny Andro Ankehitriny dia izao vanim-potoana iainantsika amin' izao fotoana izao mbola tsy mifarana, izay nanomboka tamin' ny fanambaràna ny fahaleovantenan' i Etazonia tamin' ny taona 1776 na ny fotoana nanombohan' ny Revôlisiôna Frantsay tamin' ny taona 1789. Vanim-potoana nanaraka ny Andro Vaovao izany.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]