Aller au contenu

Mülhausen

Avy amin'i Wikipedia

47°45′N 07°20′E / 47.750°N 7.333°E / 47.750; 7.333

Mülhausen
Velarantany 22,18 km2
Isam-ponina 106,341 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena  Frantsa
Faritany NC
Faritra Grand Est
Mülhausen na Mulhouse

I Mülhausen (frantsay: Mulhouse) dia kaominina ao amin'ny departemantan'i Alsace, ao amin'ny faritr'i Grand Est, any atsinanan’i  Frantsa.

Ny tanàna lehibe indrindra ao amin'ny departementan'i Haut-Rhin dia 106 341 mponina, ary tanàna faharoa lehibe indrindra any Alsace