Aller au contenu

Zavamaneno tsofina

Avy amin'i Wikipedia
Zavamaneno tsofina ny sodina

Ny zavamaneno tsofina dia zavamaneno misy ny feony noho ny fihovitrovitry ny rivotra ao anatiny vokatry ny fitsofana azy na ny fandalovan' ny rivotra ao aminy. Anisan' ity sokajin-javamaneno ity ny feon' olombelona. Mitsinjara amin' ny fianakaviana roa lehibe, ankoatry ny hafa, ny zavamaneno tsofina:

Ireo sokajin-javamaneno ireo dia miankina amin' ny fomba famoahan' ny zavamaneno feo fa tsy amin' ny fitaovana ampiasaina amin' ny fanamboarana azy. Noho izany dia azo amboarina amin' ny karazana akora rehetra (hazo, metaly, plastika, pleksiglasy, kristaly, ivoara na taolana) ny zavamaneno, ary ny sasany dia mampiasa teknôlôjia mekanika, elektrônika na solosaina.

Ny haavom-peo dia voafaritry ny halavan' ny fantsona sy ny fanovan' ny tanana ny halavan' ny lalana tena misy ilay rivotra mihovitrovitra.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]